auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-07 18:18:57 +03:00 committed by root
parent b2ccbfe1b4
commit 689f89607a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Jaona nankaigny am'reo fiangonana fito taigny Asia: Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy am'le zao sy talô, ary ho avy, sy avy am'reo fanahy fito ze akeo agnatrehan'ny seza fendrianany, ary avy am'i Jesosy Kristy, ze vavolombelona marina, Lahimatô amin'ny maty, ary leben'ny mpanjakan'n
Jaona nankaigny am'reo fiangonana fito taigny Asia: Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy am'le zao sy talô, ary ho avy, sy avy am'reo fanahy fito ze akeo agnatrehan'ny seza fendrianany, ary avy am'i Jesosy Kristy, ze vavolombelona marina, Lahimatô amin'ny maty, ary leben'ny mpanjakan'ny tany. Ho an'le te antsikana sy nagnafaka antsikana tam'reo fahotantsika tamin'ny ràny- Izy de nagnano antsika ho fanjakana, mpisorogna ho an'Andriamanitra sy Ray - ho Azy anie ny voninahitra sy ny fahefana landrakizay doria. Amena.