auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-23 07:30:38 +08:00 committed by root
parent 215d91397d
commit 687385cbfd
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 \v 17 Avy akeo reo loholona efatra amby rôpolo ze nipetraka takeo amin'ny seza fendrianan'izy reo takeo agnatrehan'Andriamanitra de nampekoka ny tenan'jareo. Nankazala an'Andriamanitra izy reo. Ozy izy reo: "Magnome fisaorana An'nao zahay, ry Tompo Andriamanitra Tsitoha, le amin'zao fotogna zao sy talô, satria naka ny herinao leibe enao ary nanomboka nanjaka. (Fanamarihana: Ny sasagny amin'reo dikan-teny talô de mivaky hoe: Ny mpanapaka ny daôly, le amin'zao fotôgna zao sy talô, ary le ho avy, fa ny dikan-teny amin'zao fotôgna tsy ôtran'izany
\v 16 \v 17 Avy akeo reo loholona efatra amby rôpolo ze nipetraka takeo amin'ny seza fendrianan'izy reo takeo agnatrehan'Andriamanitra de nampekoka ny tenan'jareo. Nankazala an'Andriamanitra izy reo. Ozy izy reo: "Magnome fisaorana An'nao zahay, ry Tompo Andriamanitra Tsitoha, le amin'zao fotogna zao sy talô, satria naka ny herinao leibe enao ary nanomboka nanjaka. (Fanamarihana: Ny sasagny amin'reo dikan-teny talô de mivaky hoe: Ny mpanapaka ny daôly, le amin'zao fotôgna zao sy talô, ary le ho avy, fa ny dikan-teny amin'zao fotôgna tsy ôtran'izany.)

1
11/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Sosy mafy reo firenena, kanefa tonga ny fatezeranao. Tonga ny fotôgna hitsarana ny maty sy hamalianao soa reo mpaminagny mpano