auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-16 19:54:16 +08:00 committed by root
parent c5ce983911
commit 67d3ed9ac0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Reo ze miaigna akeo ambonin'ny tany de hifaly amin'izy reo ary hankalaza. Hifandefa fagnomezana mihintsy aza izy reo satria nampijaly reo ze miaigna ambonin'ny tany reo mpaminagny roey ireo. Fa afaka telo andro sy tapany de hiditra akao amin'izy reo ny fofon'aina avy amin'Andriamanitra, ary hijoro amin'
Reo ze miaigna akeo ambonin'ny tany de hifaly amin'izy reo ary hankalaza. Hifandefa fagnomezana mihintsy aza izy reo satria nampijaly reo ze miaigna ambonin'ny tany reo mpaminagny roey ireo. Fa afaka telo andro sy tapany de hiditra akao amin'izy reo ny fofon'aina avy amin'Andriamanitra, ary hijoro amin'ny tongony izy reo. Hilatsaka amin'reo ze mahita an'azy reo ny taotra leibe. Avy akeo de handregny feo mahery avy aigny an-dagnitra izy reo mitare an'azy reo hoe: "Miakara eto!