auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-06 13:36:16 +08:00 committed by root
parent 8b92d4bc61
commit 60adc2e1c2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Taorian'zany de naita anjely efatra nitsangana teo amin'ny zoro tany efatra za, nanotra mafy ny rivotra efatry ny tany, mba tsy hisy rivotra hitsoka amin'ny tany, amin'ny ranomasina, na hifanotra amin'ny kakazo rehetra Naita anjely hafa za niakatra avy any antsinanana, ze nagnana ny tombokasen'Andriamanitra velogna Ni
Taorian'zany de naita anjely efatra nitsangana teo amin'ny zoro tany efatra za, nanotra mafy ny rivotra efatry ny tany, mba tsy hisy rivotra hitsoka amin'ny tany, amin'ny ranomasina, na hifanotra amin'ny kakazo rehetra Naita anjely hafa za niakatra avy any antsinanana, ze nagnana ny tombokasen'Andriamanitra velogna Nikikika tamin'ny feo mafy tamin'reo anjely efatra ze naazo alalana hanimba ny tany sy ny ranomasina izy hoe: "Aza sombagna ny tany, ny ranomasina, na reo kakazo mandra-panisintsika ny tombokase