auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-27 15:59:16 +08:00 committed by root
parent ca34f329a5
commit 609bd37f63
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 Ka tsy hisy 'ntsony ny vôhozogna. Ny seza fiandrianan'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry de ho akao amin'ny tanàna, ary reo mpanompony de hanompo an'Azy. Natazagna ny Endrigny zareo, ary ny Agnarany de ho akeo amin'ny handrin-jareo. Ka tsisy alina 'ntsony; zareo de tsy mila fahazavan'ny jiro na ny masoandro 'ntsony satria ny Tompo Andriamanitra no hazava akeo amin-jareo. Ary hanjaka mandrakizay doria zareo.
\v 3 Ka tsisy 'ntsony ny vôhozogna. Ny seza fendrianan'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry de ho akao amin'ny tanàna, ary reo mpanompony de hanompo an'Azy. \v 4 Natazagna ny Endriny zareo, ary ny Agnarany de ho akeo amin'ny handrin-jareo. \v 5 Ka tsisy alina 'ntsony; zareo de tsy mila fahazavan'ny jiro na ny masoandro 'ntsony satria ny Tompo Andriamanitra no hazava akeo amin-jareo. Ary hanjaka mandrakizay doria zareo.