auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-17 17:39:58 +08:00 committed by root
parent 4bad53a915
commit 5e9bad1a91
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Amin'zany ora zany de hisy horohoron-tany mafy, ary hirodana ny ampahafolon'ny tanàna. Fito arivo ny ôla ho faty amin'le horohoron-tany, ary ho raiki-taotra reo ôla sisa tsy maty ary hagnome voninahitra an'Andriamanitra ny lagnitra. Lasa ny loza faroa. Indro! tonga faingana ny loza fatelo.
\v 13 \v 14 Amin'zany ora zany de hisy horohoron-tany mafy, ary hirodana ny ampahafolon'ny tanàna. Fito arivo ny ôla ho faty amin'le horohoron-tany, ary ho raiki-taotra reo ôla sisa tsy maty ary hagnome voninahitra an'Andriamanitra ny lagnitra. Lasa ny loza faroa. Indro! tonga faingana ny loza fatelo.

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo de nampaneno ny trompetrany ny anjely fafito, ary nisy feo mafy nitare tany an-dagnitra nagnano hoe: "Ho lasa fanjakan'ny Tompontsika sy ny Kristiny ny fanjakan'zao tontolo zao. Izy no hanjaka mandrakizay doria."
\v 15 Avy akeo de nampaneno ny trompetrany ny anjely fafito, ary nisy feo mafy nitare tany an-dagnitra nagnano hoe: "Ho lasa fanjakan'ny Tompontsika sy ny Kristiny ny fanjakan'zao tontolo zao. Izy no hanjaka mandrakizay doria."

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo reo loholona efatra amby rôpolo ze nipetraka takeo amin'ny seza fendrianan'izy reo takeo agnatrehan'Andriamanitra de nampekoka ny tenan'jareo. Nankazala an'Andriamanitra izy reo. Ozy izy reo: "Magnome fisaorana An'nao zahay, ry Tompo Andriamanitra Tsitoha, le amin'zao fotogna zao sy talô, satria naka ny herinao leibe enao ary nagnome
\v 16 \v 17 Avy akeo reo loholona efatra amby rôpolo ze nipetraka takeo amin'ny seza fendrianan'izy reo takeo agnatrehan'Andriamanitra de nampekoka ny tenan'jareo. Nankazala an'Andriamanitra izy reo. Ozy izy reo: "Magnome fisaorana An'nao zahay, ry Tompo Andriamanitra Tsitoha, le amin'zao fotogna zao sy talô, satria naka ny herinao leibe enao ary nagnome