auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-15 13:07:06 +08:00 committed by root
parent 343e6aef1e
commit 5e0230cae7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Niakatra tao ambonin'ny tany lemaka zareo ary nagnodidigna ny tobin'ireo mpino, le tanàna malala. Nefa nisy afo nidigna avy taigny an-dagnitra ary nandripaka an-jareo.
Niakatra tao ambonin'ny tany lemaka zareo ary nagnodidigna ny tobin'ireo mpino, le tanàna malala. Nefa nisy afo nidigna avy taigny an-dagnitra ary nandripaka an-jareo. Ny devoly, ze namitaka an-jareo de natsipy tao amin'ny farihy afo sy solifara, tôrana ze hanipazana ny bibidia sy ny mpaminagny santoka. Ary ho ampijaliana andro aman'alina mandrakizay ary mandrakizay ry zareo.