auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-26 20:37:50 +03:00 committed by root
parent a16c16f3e4
commit 5ce3ef018d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ôtran'izy nagnome voninahitra ny tegnany sy niaigna tami'ny tsy fiafena, ameo an'azy ny fampijalena
Ôtran'izy nagnome voninahitra ny tegnany sy niaigna tami'ny tsy fiafena, ameo an'azy ny fampijalena sy ny alahelo antonogny an'azy. Fa izy nilaza takao am-pony nagnano hoe: "Nipetraka ôtran'ny mpanjaka vavy za. Tsy maty vady za, ary tsy hisaona mandrakizay