auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-25 07:42:55 +03:00 committed by root
parent 146644dbde
commit 58d289abb4
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Le ra managn'aigna vôlôny de salan'ny liona, le ra managn'aigna faharôa salan'ny zanak'omby, le ra managn'aigna fatelo de miendrika ôla, ary le ra managn'aigna faefatra salan'ny voro-mahery magnembana. Reo ra managn'aigna efatra de samy managna embagna enina avy, feno maso ny ambony sy ambany. Andro sy alina zareo de tsy mitsahatra miteny hoe: "Masina, masina, masina le Tompo Andriamanitra Tsitoha ze nisy,
Le ra managn'aigna vôlôny de salan'ny liona, le ra managn'aigna faharôa salan'ny zanak'omby, le ra managn'aigna fatelo de miendrika ôla, ary le ra managn'aigna faefatra salan'ny voro-mahery magnembana. Reo ra managn'aigna efatra de samy managna embagna enina avy, feno maso ny ambony sy ambany. Andro sy alina zareo de tsy mitsahatra miteny hoe: "Masina, masina, masina le Tompo Andriamanitra Tsitoha ze nisy, sy misy, ary mbôla ho avy."

1
04/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Na vena na vena reo ra managn'aigna