auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-07 09:29:11 +08:00 committed by root
parent caefb6269b
commit 573ad07867
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nagnano fagagana betsaka sady geda izy. Nampidigna afo avy aigny an-dagnitra ho amin'ny tany teo agnolôn'ôla. Tamin'ny alalan'ny famantarana de namena alalana agnano zany, namitaka an'reo ze monigna ambonin'ny tany zany. Nitare tamin'jareo zany mba hagnambôtra sary ho voninaitra ny bibi-dia ze vôratran'ny sabatra nefa velo
Nagnano fagagana betsaka sady geda izy. Nampidigna afo avy aigny an-dagnitra ho amin'ny tany teo agnolôn'ôla. Tamin'ny alalan'ny famantarana de namena alalana agnano zany, namitaka an'reo ze monigna ambonin'ny tany zany. Nitare tamin'jareo zany mba hagnambôtra sary ho voninaitra ny bibi-dia ze vôratran'ny sabatra nefa velona.