auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-06 14:11:37 +08:00 committed by root
parent c948c542a2
commit 5094f50b87
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Non'izany antony zany, de eo anatrean'ny seza fendriagnan'Andriamanitra zareo, sy mivavaka aminy andro aman'aligna akao amin'ny tempoliny Ny raika ze nipetraka teo amin'ny seza fendriagnana de hamelatra ny lainy amin'jareo Tsy ho nona intsony zareo,
Non'izany antony zany, de eo anatrean'ny seza fendriagnan'Andriamanitra zareo, sy mivavaka aminy andro aman'aligna akao amin'ny tempoliny Ny raika ze nipetraka teo amin'ny seza fendriagnana de hamelatra ny lainy amin'jareo Tsy ho nona intsony zareo, na hangetaeta indray Tsy hamely azy ny masoandro, na ny hafagnana mandoro Fa ny Zanak'ondry akeo apovon'ny seza fendriagnana no ho mpiandry