From 4f99dfe47f2e5a52ca36a6ad4ac708dccf8f4e3a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Tue, 9 Jun 2020 12:40:23 +0300 Subject: [PATCH] Tue Jun 09 2020 12:40:23 GMT+0300 (E. Africa Standard Time) --- 16/04.txt | 2 +- 16/08.txt | 2 +- 16/10.txt | 2 +- 16/12.txt | 2 +- 16/title.txt | 2 +- manifest.json | 8 ++++++++ 6 files changed, 13 insertions(+), 5 deletions(-) diff --git a/16/04.txt b/16/04.txt index 064a8e1..13f453c 100644 --- a/16/04.txt +++ b/16/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 \v 5 \v 6 \v 7 Le anjely fatelo nandraraka ny takao am-bilény tam'reo ony sy lôharano, ary lasa rà reo. Regniko ny anjelin'ny rano magnano hoe: "Marina Anao, Le ankehitriny sy talô, Le Ray Masina, satria efa nitsara reo ra reo Anao. (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy sasagny talô de mivaky hoe: "Marina Anao, Tompo - Le ankehitriny sy talô ary ho avy, satria efa nitsara ro ra reo Anao.") Satria ny ràn'reo mpino sy mpaminagny no nalatsak'zareo, de namenao rà ho sotrona zareo; zany no mendrika an'jareo." Regniko ny alitara namaly hoe: "Yôny, Tompo Andriamanitra lehibe, reo fitsaranao de marina sy mahitsy." \ No newline at end of file +\v 4 Le anjely fatelo nandraraka ny takao am-bilény tam'reo ony sy lôharano, ary lasa rà reo. \v 5 Regniko ny anjelin'ny rano magnano hoe: "Marina Anao, Le ankehitriny sy talô, Le Ray Masina, satria efa nitsara reo ra reo Anao. (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy sasagny talô de mivaky hoe: "Marina Anao, Tompo - Le ankehitriny sy talô ary ho avy, satria efa nitsara ro ra reo Anao.") \v 6 Satria ny ràn'reo mpino sy mpaminagny no nalatsak'zareo, de namenao rà ho sotrona zareo; zany no mendrika an'jareo." \v 7 Regniko ny alitara namaly hoe: "Yôny, Tompo Andriamanitra lehibe, reo fitsaranao de marina sy mahitsy." \ No newline at end of file diff --git a/16/08.txt b/16/08.txt index 8352ed3..27ba517 100644 --- a/16/08.txt +++ b/16/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 Le anjely faefatra nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny masoandro, ary nahazo alalana handoro ny ôla amin'ny afo zany. Main'le hafanana be zareo, ary niteny ratsy ny agnaran'Andriamanitra, ze managna ny faefana am'regny loza regny. Tsy nibebaka zareo na nagnome voninatra an'Azy. \ No newline at end of file +\v 8 Le anjely faefatra nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny masoandro, ary nahazo alalana handoro ny ôla amin'ny afo zany. \v 9 Main'le hafanana be zareo, ary niteny ratsy ny agnaran'Andriamanitra, ze managna ny faefana am'regny loza regny. Tsy nibebaka zareo na nagnome voninatra an'Azy. \ No newline at end of file diff --git a/16/10.txt b/16/10.txt index 26c5c9a..bfe6a71 100644 --- a/16/10.txt +++ b/16/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 Avekeo le anjely fadimy nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny seza fendrianan'le bibide, ary nandrakotra ny fanjakany ny haizigna. Nitsako ny lelany zareo nohon'ny fahorena. Niteny ratsy le Andriamanitry ny lagnitra zareo nohon'ny fahorena sy ny ratran-jareo, ary mbôla nandà ny hibebaka am'ze vitan-jareo fôgna zareo. \ No newline at end of file +\v 10 Avekeo le anjely fadimy nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny seza fendrianan'le bibide, ary nandrakotra ny fanjakany ny haizigna. Nitsako ny lelany zareo nohon'ny fahorena. \v 11 Niteny ratsy le Andriamanitry ny lagnitra zareo nohon'ny fahorena sy ny ratran-jareo, ary mbôla nandà ny hibebaka am'ze vitan-jareo fôgna zareo. \ No newline at end of file diff --git a/16/12.txt b/16/12.txt index 6db1bd0..3008e2d 100644 --- a/16/12.txt +++ b/16/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 \v 14 Le anjely faenina nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny ony lehibe, le Eofrata. Noritina zany mbô hagnomanana ny lalana ho an'reo mpanjaka ze ho tonga avy aigny antsinanana. Natazagna fagnahy maloto telo za ze mendrika sahona mivôka avy aigny am-bavan'ny dragona, avy aigny am-bavan'ny bibide, ary avy amin'ny vavan'ny mpaminagny sandoka. Fa fagnahin'ny demonia magnano famantarana magaga zareo. Nankaigny am'reo mpanjakan'zao tontolo zao zareo mbô hanangona an-jareo miaraka ho an'ny adin'ny andro gedaben'Andriamannitra Avo ndrindraka. \ No newline at end of file +\v 12 Le anjely faenina nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny ony lehibe, le Eofrata. Noritina zany mbô hagnomanana ny lalana ho an'reo mpanjaka ze ho tonga avy aigny antsinanana. \v 13 Natazagna fagnahy maloto telo za ze mendrika sahona mivôka avy aigny am-bavan'ny dragona, avy aigny am-bavan'ny bibide, ary avy amin'ny vavan'ny mpaminagny sandoka. \v 14 Fa fagnahin'ny demonia magnano famantarana magaga zareo. Nankaigny am'reo mpanjakan'zao tontolo zao zareo mbô hanangona an-jareo miaraka ho an'ny adin'ny andro gedaben'Andriamannitra Avo ndrindraka. \ No newline at end of file diff --git a/16/title.txt b/16/title.txt index feb3a40..142d3b0 100644 --- a/16/title.txt +++ b/16/title.txt @@ -1 +1 @@ -Toko f 16 \ No newline at end of file +Toko faha 16 \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index d876bf7..7b15670 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -175,6 +175,14 @@ "15-03", "15-05", "15-07", + "16-title", + "16-01", + "16-02", + "16-03", + "16-04", + "16-08", + "16-10", + "16-12", "17-title", "17-01", "17-03",