auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-23 08:15:05 +08:00 committed by root
parent 38b2a48802
commit 4ee2627cb7
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De natazagna ny lagnitra nisokatra za ary nijery ka nisy sôvaly fotsy. Le mpitaingina izany de nantsovina hoe matoky sy marina. Amin'ny fahamarinana no hitsarany sy hiadiany. Reo masony de ôtran'ny lelan'afo, ary akeo amin'ny lôny misy satro-boninahitra betsaka. Magnana agnarana vôsoratra akeo aminy ze tsy misy mahafantatra afa-tsy izy iany izy. Mekanjo akanjo lava ze natsoboka takao amin'ny rà
De natazagna ny lagnitra nisokatra za ary nijery ka nisy sôvaly fotsy. Le mpitaingina izany de nantsovina hoe matoky sy marina. Amin'ny fahamarinana no hitsarany sy hiadiany. Reo masony de ôtran'ny lelan'afo, ary akeo amin'ny lôny misy satro-boninahitra betsaka. Magnana agnarana vôsoratra akeo aminy ze tsy misy mahafantatra afa-tsy izy iany izy. Mekanjo akanjo lava ze natsoboka takao amin'ny rà izy, ary ny agnarany de nantsovina hoe: Ny Tenin'Andriamanitra.

1
19/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Reo tafiky ny lagnitra de nanaraka an'azy tamin'ny sôvaly fotsy,