auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-16 19:54:16 +08:00 committed by root
parent 58e06ecc20
commit 4e3922410c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Hivalampatra akeigny amin'ny lalan'ny tanàna geda ny fatin'jareo (ze antsovina fôgna k
Hivalampatra akeigny amin'ny lalan'ny tanàna geda ny fatin'jareo (ze antsovina iany koa hoe Sodoma sy Egypta) ze namantsena ny Tompon'izy reo. Hijery ny fatin'izy reo mandritra ny telo andro sy tapany ny ôla, ny foko, fiteny, ary ny firenena daôly.