auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-14 06:36:52 +03:00 committed by root
parent 45aa8bbfa7
commit 47e885e81c
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
"Soraty ho an'ny anjelin'ny fiangonana aigny Laodikia hoe: "Zao no tenin'ny Amena, le vavôlombelona matoky sy marina, le mpanapaka ny zava-boarin'Andriamanitra. "Fantatro ze nataonareo, ary tsy mangatseka na mafana anareo. Magniry Za mbô ho mangatseka na mafana anareo! Noho zany, satria anareo matimaty
"Soraty ho an'ny anjelin'ny fiangonana aigny Laodikia hoe: "Zao no tenin'ny Amena, le vavôlombelona matoky sy marina, le mpanapaka ny zava-boarin'Andriamanitra. "Fantatro ze nataonareo, ary tsy mangatseka na mafana anareo. Magniry Za mbô ho mangatseka na mafana anareo! Noho zany, satria anareo matimaty - sady tsy mafana nontsy mangatseka - de efa halôn'ny vavako anareo.

1
03/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa ozy anareo hoe: "Manan-karena za, managna fitaovana betsaka, ka tsy mila na ino na ino." Saingy tsy fantatrareo fa anareo no te