auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-27 06:53:56 +08:00 committed by root
parent 3792118297
commit 46e66fde40
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Ôtrany sovaly nomanina tamin'ny ady reo valala. Tamin'ny lôn'jareo de nisy ra ôtrany satro-boninaitra volamegna, ary ny tavan'jareo de ôtrany ny tavan'olombelona. \v 8 Nagnana volo ôtrany volom-bevavy zareo, ary ny nifin'jareo de ôtrany nifin'ny reo liona. \v 9 Nagnana ferovan-tratra ôtrany ferovan-tratra vy zareo, ary ny feon'ny elatr'jareo de ôtrany feon'ny kalesy sy sovaly betska mezakazaka ho akagny amin'ny ady.
\v 7 Ôtrany sovaly nomanina tamin'ny ady reo valala. Tamin'ny lôn-jareo de nisy ra ôtrany satro-boninaitra volamena, ary ny tavan-jareo de ôtrany ny tavan'olombelona. \v 8 Nagnana volo ôtrany volom-bevavy zareo, ary ny nifin-jareo de ôtrany nifin'ny reo liona. \v 9 Nagnana ferovan-tratra ôtrany ferovan-tratra vy zareo, ary ny feon'ny elan-jareo de ôtrany feon'ny kalesy sy sovaly betska mezakazaka ho akagny amin'ny ady.