auto save
This commit is contained in:
parent
ea34a4e77d
commit
4619d0eb4b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 17 Avekeo le anjely fafito nandraraka ny takao agnaty viliny tamin'ny rivotra. Ary nisy feo mafy nivôka avy takao amin'ny tempoly sy avy tamin'ny seza fendrianana magnano hoe : "Vita izany!" \v 18 Nisy tselatra sy setroka, kotro-baratra, ary horohoron-tany mafy - horohoron-tany gedabe non'ny ze efa hatram-ze nisian'ôla taketo an-tany, ka de mafy zany horohoron-tany zany. \v 19 Vaky nizara telo le tagnàna gedabe, ary rava ny tagnanan-reo firenena. Avy takeo Andriamanitra nagnantso mba hatsiaro an'i Babylona leibe, ary nameny 'zany tagnàna zany ny kapôka feno divay vita avy amin'ny firefotry ny fasoseny.
|
||||
\v 17 Avekeo le anjely fafito nandraraka ny takao agnaty viliny tamin'ny rivotra. Ary nisy feo mafy nivôka avy takao amin'ny tempoly sy avy tamin'ny seza fendrianana magnano hoe : "Vita izany!" \v 18 Nisy tselatra sy setroka, kotro-baratra, ary horohoron-tany mafy - horohoron-tany gedabe non'ny ze efa hatram-ze nisian'ôla taketo an-tany, ka de mafy zany horohoron-tany zany. \v 19 Vaky nizara telo le tagnàna gedabe, ary rava ny tagnanan-reo firenena. Avy takeo Andriamanitra nagnantso mba hatsiaro an'i Babylona leibe, ary nameny 'zany tagnàna zany ny kapôka feno dovay vita avy amin'ny firefotry ny fasoseny.
|
Loading…
Reference in New Issue