auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-07 18:38:45 +03:00 committed by root
parent 4618a98b62
commit 45db69a50a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ity fagnambarana an'i Jesosy Kristy ze namen'Andriamanitra an'azy hampisehôna an'reo mpanompony ny ra tsy maintsy hitranga. Nampafantariny zany tamin'ny alalan'ny fandefasany ny anjeliny ho an'u Jaona mpanompony. Jaona de nagnamarina ny momba ny tenin'Andriamanitra sy re fitsanganana vavolombelona momba an'i Jesosy Kristy sy reo ra daôly tazagny. Sambatra ze mamaky amin'ny feo mafy, ary ze mihaino ny tenin'zany faminagnena zany, sy ze mitandrina ze vôsoratra akao aminy, satria efa ankeiky ny fotôna
Ity fagnambarana an'i Jesosy Kristy ze namen'Andriamanitra an'azy hampisehôna an'reo mpanompony ny ra tsy maintsy hitranga. Nampafantariny zany tamin'ny alalan'ny fandefasany ny anjeliny ho an'u Jaona mpanompony. Jaona de nagnamarina ny momba ny tenin'Andriamanitra sy re fitsanganana vavolombelona momba an'i Jesosy Kristy sy reo ra daôly tazagny. Sambatra ze mamaky amin'ny feo mafy, ary ze mihaino ny tenin'zany faminagnena zany, sy ze mitandrina ze vôsoratra akao aminy, satria efa ankeiky ny fotôna.