auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-07 09:48:40 +08:00 committed by root
parent ac4a898705
commit 4352fa70ae
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo le anjely nitondra anà tamin'ny Fanahy taigny amin'ny tany karakaigna, ary naita vevavy nipetra takeo ambony bibi-dia mena ze feny agnarana teny ratsy anà. Le bibi-dia de managna lô fito sy tandroka folo. Le vevavy de nekanjo voloparasy sy mena ary vôraka volamena, vato sarobidy, ary vato soa. Izy de nitazona tamin'ny tagnany kapôka volamena feno reo ra maharikoriko sy reo tsy fadiovan'ny fijangajangany. Takeo amin'ny tapika
Avy akeo le anjely nitondra anà tamin'ny Fanahy taigny amin'ny tany karakaigna, ary naita vevavy nipetra takeo ambony bibi-dia mena ze feny agnarana teny ratsy anà. Le bibi-dia de managna lô fito sy tandroka folo. Le vevavy de nekanjo voloparasy sy mena ary vôraka volamena, vato sarobidy, ary vato soa. Izy de nitazona tamin'ny tagnany kapôka volamena feno reo ra maharikoriko sy reo tsy fadiovan'ny fijangajangany. Takeo amin'ny tapikandriny no nisy agnarana