auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-23 12:03:07 +08:00 committed by root
parent 80842781bd
commit 3f9f40ee72
9 changed files with 9 additions and 9 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De nisy feo nivôka avy takao amin'ny seza fendrianana, nagnano hoe: "Derao Andriamanitsika, anareo daôly mpanompony, anareo ze matatra an'Azy, na ny tsy manan-danja na ny mahery."
\v 5 De nisy feo nivôka avy takao amin'ny seza fendrianana, nagnano hoe: "Derao Andriamanitsika, anareo daôly mpanompony, anareo ze matatra an'Azy, na ny tsy manan-danja na ny mahery."

View File

@ -1 +1 @@
De nareigny ôtran'ny feon'ôla betsaka be, ôtran'ny firondron'ny rano be, sy ôtran'ny fepôkan'ny kotroka mafy za, nagnano hoe: "Aleloia! Fa manjaka ny Tompo, Andriamanitra ze manapaka amin'ny daôly.
\v 6 De nareigny ôtran'ny feon'ôla betsaka be, ôtran'ny firondron'ny rano be, sy ôtran'ny fepôkan'ny kotroka mafy za, nagnano hoe: "Aleloia! Fa manjaka ny Tompo, Andriamanitra ze manapaka amin'ny daôly.

View File

@ -1 +1 @@
Ôka tsika hifaly sy ho ravoravo ary hagnome voninahitra an'Azy satria tonga ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondry, ary ny ampekariny efa niomagna. Namena alalana hiekanjo lamba rongony mamiratra sy madio izy" (fa ny lamba rongony de reo asa marin'roe olo-masina.)
\v 7 \v 8 Ôka tsika hifaly sy ho ravoravo ary hagnome voninahitra an'Azy satria tonga ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondry, ary ny ampekariny efa niomagna. Namena alalana hiekanjo lamba rongony mamiratra sy madio izy" (fa ny lamba rongony de reo asa marin'roe olo-masina.)

View File

@ -1 +1 @@
Le anjely nitare taminà hoe: "Soraty zao: Sambatra reo ze nasaina tamin'ny fety fampakaram-badin'ny Zanak'ondry. Nitare taminà kô izy hoe: "Reo de teny marin'Andriamanitra." Nekoka takeo amin'ny tongony mba hanompo an'azy za, fa ozy izy taminà: "Aza magnano izao! Izà de mpiara-manompo aminao sy reo rahalanao ze mitana ny fijorona vavolombelona momba an'i Jesosy. Manompoa an'Andriamanitra, fa ny fijorona vavolombelona momba an'i Jesosy de ny fagnan'ny faminagnina."
\v 9 \v 10 Le anjely nitare taminà hoe: "Soraty zao: Sambatra reo ze nasaina tamin'ny fety fampakaram-badin'ny Zanak'ondry. Nitare taminà kô izy hoe: "Reo de teny marin'Andriamanitra." Nekoka takeo amin'ny tongony mba hanompo an'azy za, fa ozy izy taminà: "Aza magnano izao! Izà de mpiara-manompo aminao sy reo rahalanao ze mitana ny fijorona vavolombelona momba an'i Jesosy. Manompoa an'Andriamanitra, fa ny fijorona vavolombelona momba an'i Jesosy de ny fagnan'ny faminagnina."

View File

@ -1 +1 @@
De natazagna ny lagnitra nisokatra za ary nijery ka nisy sôvaly fotsy. Le mpitaingina izany de nantsovina hoe matoky sy marina. Amin'ny fahamarinana no hitsarany sy hiadiany. Reo masony de ôtran'ny lelan'afo, ary akeo amin'ny lôny misy satro-boninahitra betsaka. Magnana agnarana vôsoratra akeo aminy ze tsy misy mahafantatra afa-tsy izy iany izy. Mekanjo akanjo lava ze natsoboka takao amin'ny rà izy, ary ny agnarany de nantsovina hoe: Ny Tenin'Andriamanitra.
\v 11 \v 12 \v 13 De natazagna ny lagnitra nisokatra za ary nijery ka nisy sôvaly fotsy. Le mpitaingina izany de nantsovina hoe matoky sy marina. Amin'ny fahamarinana no hitsarany sy hiadiany. Reo masony de ôtran'ny lelan'afo, ary akeo amin'ny lôny misy satro-boninahitra betsaka. Magnana agnarana vôsoratra akeo aminy ze tsy misy mahafantatra afa-tsy izy iany izy. Mekanjo akanjo lava ze natsoboka takao amin'ny rà izy, ary ny agnarany de nantsovina hoe: Ny Tenin'Andriamanitra.

View File

@ -1 +1 @@
Reo tafiky ny lagnitra de nagnaraka an'azy tamin'ny sôvaly fotsy, mekanjo lamba rongony fotsy sy madio. Avy akao amin'ny vavany no mivôka ny sabatra maragnitra ze amin'izany no hamelezany reo firenena, ary hanapaka an'jareo amin'ny tehina vy izy. Magnitsaka akao amin'ny famiazan'ny fahavigniran'ny fahatezeran'Andriamanitra Tsitoha izy. Managna agnarana vôsoratra akeo amin'ny akanjo lavany akeo amin'ny feny izy hoe: "Mpanjakan'reo mpanjaka sy Tompon'reo tompo."
\v 14 \v 15 \v 16 Reo tafiky ny lagnitra de nagnaraka an'azy tamin'ny sôvaly fotsy, mekanjo lamba rongony fotsy sy madio. Avy akao amin'ny vavany no mivôka ny sabatra maragnitra ze amin'izany no hamelezany reo firenena, ary hanapaka an'jareo amin'ny tehina vy izy. Magnitsaka akao amin'ny famiazan'ny fahavigniran'ny fahatezeran'Andriamanitra Tsitoha izy. Managna agnarana vôsoratra akeo amin'ny akanjo lavany akeo amin'ny feny izy hoe: "Mpanjakan'reo mpanjaka sy Tompon'reo tompo."

View File

@ -1 +1 @@
Natazagna anjely nitsangana takeo amin'ny masoandro za. Nagnantso tamin'ny feo mahery reo vorogna magnembogna agnambo daôly izy hoe: "Ave, miagona ho an'ny fety leiben'Andriamanitra. Ave hinagna ny nofon'reo mpanjaka, ny nofon'reo mpitari-tafika, ny nofon'reo lehilà mahery, ny nofon'reo sôvaly sy reo mpitaingina izany, ary ny nofon'ny lehilà daôly, ny afaka sy ny andevo, ny tsy manan-danja sy ny mahery."
\v 17 \v 18 Natazagna anjely nitsangana takeo amin'ny masoandro za. Nagnantso tamin'ny feo mahery reo vorogna magnembogna agnambo daôly izy hoe: "Ave, miagona ho an'ny fety leiben'Andriamanitra. Ave hinagna ny nofon'reo mpanjaka, ny nofon'reo mpitari-tafika, ny nofon'reo lehilà mahery, ny nofon'reo sôvaly sy reo mpitaingina izany, ary ny nofon'ny lehilà daôly, ny afaka sy ny andevo, ny tsy manan-danja sy ny mahery."

View File

@ -1 +1 @@
Natazagna ny bibi-dia sy reo mpanjakan'ny tany niaraka tamin'ny tafik'izy reo za. Niangona zareo mba hiady amin'ny raika ze nitikina sôvaly sy amin'ny tafigny. Vôsambotra le bibi-dia ary niaraka taminy ny mpaminagny sandoka ze nagnano reo famantarana takeo agnatrehany. Tamin'reo famantarana ireo no namitahany reo ze nandray ny mariky ny bibi-dia sy reo ze nanompo ny sariny. Izy roey reo de natsipy velona takao agnaty farihin'afo mirehitra solifara.
\v 19 \v 20 Natazagna ny bibi-dia sy reo mpanjakan'ny tany niaraka tamin'ny tafik'izy reo za. Niangona zareo mba hiady amin'ny raika ze nitikina sôvaly sy amin'ny tafigny. Vôsambotra le bibi-dia ary niaraka taminy ny mpaminagny sandoka ze nagnano reo famantarana takeo agnatrehany. Tamin'reo famantarana ireo no namitahany reo ze nandray ny mariky ny bibi-dia sy reo ze nanompo ny sariny. Izy roey reo de natsipy velona takao agnaty farihin'afo mirehitra solifara.

View File

@ -1 +1 @@
{"project":{"id":"rev","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Sihanaka","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt-x-sihanaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["PLT-MAD010"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["08-title","09-title","07-title","07-01","07-07","07-04","07-09","07-11","07-15","08-01","08-03","08-06","08-13","09-01","09-03","09-07","09-10","08-12","08-10","08-08","09-13","09-16","09-20","09-18","07-13","09-05","21-title","21-01","21-03","21-05","21-07","21-09","21-11","21-14","21-16","21-18","21-21","21-23","21-26","17-title","17-01","17-03","17-06","17-08","17-09","17-11","17-12","17-15","17-16","17-18","13-title","13-01","13-03","13-05","13-07","13-09","13-11","13-13","13-15","13-18"]}
{"project":{"id":"rev","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Sihanaka","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt-x-sihanaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["PLT-MAD010"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["08-title","09-title","07-title","07-01","07-07","07-04","07-09","07-11","07-15","08-01","08-03","08-06","08-13","09-01","09-03","09-07","09-10","08-12","08-10","08-08","09-13","09-16","09-20","09-18","07-13","09-05","21-title","21-01","21-03","21-05","21-07","21-09","21-11","21-14","21-16","21-18","21-21","21-23","21-26","17-title","17-01","17-03","17-06","17-08","17-09","17-11","17-12","17-15","17-16","17-18","13-title","13-01","13-03","13-05","13-07","13-09","13-11","13-13","13-15","13-18","19-title"]}