auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-25 17:00:29 +03:00 committed by root
parent daf9a459cd
commit 3eace60da2
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo izy de nihaika tamin'ny feo mafy salan'ny fitreron'ny liona. Rafa nihaika izy, de nikotroka mafy tamin'ny feony ny kotroka fito. Rafa nikotroka ny kotroka fito, de takeo andalam-pagnoratana za, fa naregny feo avy taigny an-dagnitra za
Avy akeo izy de nihaika tamin'ny feo mafy salan'ny fitreron'ny liona. Rafa nihaika izy, de nikotroka mafy tamin'ny feony ny kotroka fito. Rafa nikotroka ny kotroka fito, de takeo andalam-pagnoratana za, fa naregny feo avy taigny an-dagnitra za nitare hoe: "Tano ny tsiambaratelo ze nolazain'ny kotroka fito. Aza soratana zany."

1
10/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avy akeo le anjely hitako nitsangana takeo ambony ranomasina sy takeo amin'ny tany, nanandratra ny tagnany ankavanana taigny an-dra