auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 21:43:00 +03:00 committed by root
parent 3b136c2604
commit 3e40721575
3 changed files with 3 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Sambatra reo ze magnasa ny akanjon-jareo mbô ahazo alalana mihinana avy amin'ny hazon'ny fiaignana sy hiditra akao amin'ny tanàna avy akeo amin'ny vavahady. (Fagnamarihana: Raha tokony: "Sambatra reo ze magnasa ny ankajon-jareo." Reo antontan-taratasy hafa talô de mivaky hoe: "Sambatra reo ze magnano ny didiny.") Fa
Sambatra reo ze magnasa ny akanjon-jareo mbô ahazo alalana mihinana avy amin'ny hazon'ny fiaignana sy hiditra akao amin'ny tanàna avy akeo amin'ny vavahady. (Fagnamarihana: Raha tokony: "Sambatra reo ze magnasa ny ankajon-jareo." Reo antontan-taratasy hafa talô de mivaky hoe: "Sambatra reo ze magnano ny didiny.") Fa aigny avelany reo alika, reo mpagnano ody, reo mpijangajanga, reo mpamono ôla, reo mpanompo sampy, ary ze daôly te mandainga sy reo mpandainga.

1
22/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Za, Jesosy, de nandefa ny anjeliko mbô hagnambara aminareo an'reo ra ho an'reo fiangonana. Za no fakany sy taranak'i Davida, le kintana mamirapiratra marina."

1
22/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ny Fagnahy sy ny Ampakarina magnano hoe: "Ave!" Ôka ze mandregny hitare hoe: "Ave!" N'iza n'