auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-06 15:41:45 +08:00 committed by root
parent 1736885e45
commit 3bd06e6525
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Taorian'zany de naita anjely efatra nitsangana teo amin'ny zoro tany efatra za, nanotra mafy ny rivotra efatry ny tany, mba tsy hisy rivotra hitsoka amin'ny tany, amin'ny ranomasina, na hifanotra amin'ny kakazo rehetra Naita anjely hafa za niakatra avy any antsinanana, ze nagnana ny tombokasen'Andriamanitra velogna Nikikika tamin'ny feo mafy tamin'reo anjely efatra ze naazo alalana hanimba ny tany sy ny ranomasina izy hoe: "Aza sombagna ny tany, ny ranomasina, na reo kakazo mandra-panisintsika ny tombo-kase akeo amin'ny handrin'reo mpanompon'Andriamanitra"
\v 1 Taorian'zany de naita anjely efatra nitsangana teo amin'ny zoro tany efatra za, nanotra mafy ny rivotra efatry ny tany, mba tsy hisy rivotra hitsoka amin'ny tany, amin'ny ranomasina, na hifanotra amin'ny kakazo rehetra \v 2 Naita anjely hafa za niakatra avy any antsinanana, ze nagnana ny tombokasen'Andriamanitra velogna Nikikika tamin'ny feo mafy tamin'reo anjely efatra ze naazo alalana hanimba ny tany sy ny ranomasina izy hoe:\v 3 "Aza sombagna ny tany, ny ranomasina, na reo kakazo mandra-panisintsika ny tombo-kase akeo amin'ny handrin'reo mpanompon'Andriamanitra"

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 \v 6 Naeno ny isan'reo ze votombo-kase za: 144, 000, no votombo-kase avy tamin'ny fokon'ny olon'Israely rehetra: Roa arivo sy ray-al no votombo-kase avy tamin'ny fokon'i Joda, roa arivo sy ray-al avy tamin'ny fokon'i Robena, roa arivo sy ray-al avy tamin'ny fokon'i Gada, rao arivo sy ray-al avy tamin'ny fokon'i Asera, roa arivo sy ray-al avy tamin'ny fokon'i Naftaly, roa arivo sy ray-al avy tamin'ny fokon'i Manase
\v 4 Naeno ny isan'reo ze votombo-kase za: 144, 000, no votombo-kase avy tamin'ny fokon'ny olon'Israely rehetra:\v 5 Roa arivo sy ray-al no votombo-kase avy tamin'ny fokon'i Joda, roa arivo sy ray-al avy tamin'ny fokon'i Robena, roa arivo sy ray-al avy tamin'ny fokon'i Gada, \v 6 rao arivo sy ray-al avy tamin'ny fokon'i Asera, roa arivo sy ray-al avy tamin'ny fokon'i Naftaly, roa arivo sy ray-al avy tamin'ny fokon'i Manase

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 roa arivo sy ray-al avy tamin'ny fokon'i Simeona, roa arivo sy ray-al avy tamin'ny fokon'i Isakara, roa arivo sy ray-al avy tamin'ny fokon'i Zebolona, rao arivo sy ray-al avy tamin'ny fokon'i Josefa, ary roa arivo sy ray-al avy tamin'ny fokon'i Benjamaina no voatombo-kase
\v 7 roa arivo sy ray-al avy tamin'ny fokon'i Simeona, roa arivo sy ray-al avy tamin'ny fokon'i Isakara, \v 8 roa arivo sy ray-al avy tamin'ny fokon'i Zebolona, rao arivo sy ray-al avy tamin'ny fokon'i Josefa, ary roa arivo sy ray-al avy tamin'ny fokon'i Benjamaina no voatombo-kase