auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-24 21:43:35 +03:00 committed by root
parent 496b9faa70
commit 395b60a504
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mibebà, noho zany! Fa raha tsy zany, de ho tonga malaky aigny aminareo Za, ary hifandogna amin'jareo za miaraka amin'ny sabatry ny vavako. Ôka ze manan-tsofigna hitaino ze lazain'ny Fanahy ho an'reo fiangonana. Ho an'reo ze maharesy, hameko ny sasagny am'reo mana
Mibebà, noho zany! Fa raha tsy zany, de ho tonga malaky aigny aminareo Za, ary hifandogna amin'jareo za miaraka amin'ny sabatry ny vavako. Ôka ze manan-tsofigna hitaino ze lazain'ny Fanahy ho an'reo fiangonana. Ho an'reo ze maharesy, hameko ny sasagny am'reo mana misitrika, ary hameko vato fotsy miaraka amin'ny anaram-baovao vôsoratra akeo amin'ny vato, agnarana ze tsy fantatr'ôla afa-tsy ze mandray an'azy iany.""

1
02/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Sorato ho an'ny anjelin'ny fiangonana akao Tyatira hoe: "Reto ny tenin'ny