auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-12 06:48:25 +08:00 committed by root
parent b3240af7e5
commit 38982f8385
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Vita tamin'ny jaspy le rindrigna ary tamin'ny volamena tsisy fangarony, salan'ny fitaratra madio. Ny fototr'le rindrina de vôravaka tamin'reo karazagna vato sarobidy dapôly. Ny vôlôny de jaspy, ny faharôy safira, ny fahatelo kalkedona, ny fahefatra emeralda, ny fahadimy sardoniksa, ny fahenina karneola, ny fahafito krysolita, ny fahavaloo beryle, ny fahasivy topaza, ny fahafolo krysopraso, ny faha raika ambefolo jacinta, ny faha roa ambefolo ametysta
Vita tamin'ny jaspy le rindrigna ary tamin'ny volamena tsisy fangarony, salan'ny fitaratra madio. Ny fototr'le rindrina de vôravaka tamin'reo karazagna vato sarobidy dapôly. Ny vôlôny de jaspy, ny faharôy safira, ny fahatelo kalkedona, ny fahefatra emeralda, ny fahadimy sardoniksa, ny fahenina karneola, ny fahafito krysolita, ny fahavaloo beryle, ny fahasivy topaza, ny fahafolo krysopraso, ny faha raika ambefolo jacinta, ny faha roa ambefolo ametysta.

1
21/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ny vavahady roa ambefolo de vato soa roa ambefolo; ny tsirairay amin'reo vavahady de vita tamin'ny vato soa raika. Reo lalam-be takeo an-t