auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-12 07:33:25 +08:00 committed by root
parent d8f22daaa2
commit 381d17de8a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 \v 17 Reo tandroka folo ze hitanao -izy reo sy le bibi-dia de hankahala an'le mpijangajanga. Ho ataon'jareo lao sy niboridagna izy, handrovitra ny nofony izy reo, ary handoro an'azy tanteraka amin'ny afo. Fa Andriamanitra efa nametraka an'zany takao am-pon'jareo mba hanatanteraka ny fikasany amin'ny faneken'jareo hagnome ny herin'jareo hitondrana le bibi-dia mandrapatanteraky ny tenin'Andriamanitra.
\v 16 Reo tandroka folo ze hitanao -izy reo sy le bibi-dia de hankahala an'le mpijangajanga. Ho ataon'jareo lao sy niboridagna izy, handrovitra ny nofony izy reo, ary handoro an'azy tanteraka amin'ny afo. \v 17 Fa Andriamanitra efa nametraka an'zany takao am-pon'jareo mba hanatanteraka ny fikasany amin'ny faneken'jareo hagnome ny herin'jareo hitondrana le bibi-dia mandrapatanteraky ny tenin'Andriamanitra.