auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-25 19:35:52 +03:00 committed by root
parent e4ac2b71ed
commit 31234d3966
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nihira hira vaovao takeo agnoloan'ny seza fendrianana sy takeo agnoloan'reo ra managn'aigna efatra sy reo lo'ôla zareo. Tsisy n'iza n'iza afaka nianatra ny hira afa tsy reo 144 000 ze novidiana avy taketo an-tany iany. Reo de ôla ze tsy nandoto ny tegnan-jareo tamim-bevavy, fa nitana ny tegnany ho madio ara-nofo zareo. Zany de ze magnaraka ny Zanak'ondry n'aiza n'aiza andeanany. Izy regny de novidina avy tamin'ôlombelona salan'ny vôlom-bokatra ho an'Andriamanitra sy ho an'ny Zanak
Nihira hira vaovao takeo agnoloan'ny seza fendrianana sy takeo agnoloan'reo ra managn'aigna efatra sy reo lo'ôla zareo. Tsisy n'iza n'iza afaka nianatra ny hira afa tsy reo 144 000 ze novidiana avy taketo an-tany iany. Reo de ôla ze tsy nandoto ny tegnan-jareo tamim-bevavy, fa nitana ny tegnany ho madio ara-nofo zareo. Zany de ze magnaraka ny Zanak'ondry n'aiza n'aiza andeanany. Izy regny de novidina avy tamin'ôlombelona salan'ny vôlom-bokatra ho an'Andriamanitra sy ho an'ny Zanak'ondry. Tsisy lainga hita takeo amin'ny molotry zareo, tsy managn-tsiny zareo. [Fanamarihana: Ny dikan-teny sasagny manampy hoe: "Takeo agnoloan