diff --git a/11/13.txt b/11/13.txt index 7cf92e4..0192845 100644 --- a/11/13.txt +++ b/11/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 Am-zany ora zany de hisy horohoron-tany mafy, ary hirodana ny ampahafolon'ny tanàna. Fito arivo ny ôla ho faty am-le horohoron-tany, ary ho raiki-taotra reo ôla sisa tsy maty ary hagnome voninahitra an'Andriamanitra ny lagnitra. \v 14 Lasa ny loza faroa. Indro! tonga faingana ny loza fatelo. \ No newline at end of file +\v 13 Am-zany ora zany de hisy horohoron-tany mafy, ary hirodana ny ampahafolon'ny tanàna. Fito arivo ny ôla ho faty am-le horohoron-tany, ary ho raiki-taotra reo ôla sisa tsy maty ary hagnome voninahitra an'Andriamanitra ny lagnitra. \v 14 Lasa ny loza faroa. Indro! tonga malaky ny loza fatelo. \ No newline at end of file