@ -1 +1 @@
Le raika ze maresy
Le raika ze maresy sy ze magnano ze efa vitako hatramin'ny farany, de hameko an'azy ny fahefana amin'ny firenena daôly. Hanapaka akeo amin-jareo miaraka amin'ny tehim-by izy, salan'ny fanorotoro vilany tany no hanapo