auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-12 06:59:53 +08:00 committed by root
parent 39ef511243
commit 2acf79e211
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Le tokana ze nipetra takeo amin'ny seza fendrianana niteny hoe: "Indro! Nataoko vaovao ny ra daôly." Ozy Izy: "Soraty zao satria reto teny reto de mahatoky sy marina."\v 6 Ozy Izy taminà hoe: "Efa vita reo ra reo! Za no Alfa sy Omega, le fendoana sy fefarana. Ze mangetaeta de hameko ho sotroina maimaim-môgna avy amin'ny loharanon'ny fiaignana.
\v 5 Le tokana ze nipetra takeo amin'ny seza fendrianana niteny hoe: "Indro! Nataoko vaovao ny ra daôly." Ozy Izy: "Soraty zao satria reto teny reto de mahatoky sy marina." \v 6 Ozy Izy taminà hoe: "Efa vita reo ra reo! Za no Alfa sy Omega, le fendoana sy fefarana. Ze mangetaeta de hameko ho sotroina maimaim-môgna avy amin'ny loharanon'ny fiaignana.