Tue Jun 09 2020 12:12:22 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)
This commit is contained in:
parent
fb152260c6
commit
2a906e4a9f
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 \v 2 \v 3 Tafaran'zany ra zany de nitazagna za, ary nahita varavaragna raika nisokatra takegny amin'ny lanitra. Ny feo vôlôny ze regniko de niresaka taminà salan'ny trompetra, nagnano hoe: "Mekàra aty, ary habônako an'nao ze tsy maintsy hitranga afaran'reo ra reo." Nisy fotôna za vôtariky ny Fanahy, ary natazagna fa nisy seza fiandrianana nipetraka teigny amin'ny lanitra, nisy ôla nipetraka takeo ambonin'zany. Le raika ze nipetraka takeo amboniny de miendrika salan'ny jaspa sy karneola. Nisy fangalabaragna nanodidina ny seza fiandrianana. Le fangalabaragna de miendrika ôtran'ny emeraoda.
|
||||
\c 4 \v 1 \v 3 Tafaran'zany ra zany de nitazagna za, ary nahita varavaragna raika nisokatra takegny amin'ny lanitra. Ny feo vôlôny ze regniko de niresaka taminà salan'ny trompetra, nagnano hoe: "Mekàra aty, ary habônako an'nao ze tsy maintsy hitranga afaran'reo ra reo." \v 2 Nisy fotôna za vôtariky ny Fanahy, ary natazagna fa nisy seza fiandrianana nipetraka teigny amin'ny lanitra, nisy ôla nipetraka takeo ambonin'zany. Le raika ze nipetraka takeo amboniny de miendrika salan'ny jaspa sy karneola. Nisy fangalabaragna nanodidina ny seza fiandrianana. Le fangalabaragna de miendrika ôtran'ny emeraoda.
|
Loading…
Reference in New Issue