auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-27 07:38:20 +08:00 committed by root
parent 1203f5fd09
commit 2574a20762
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 Avy akeo reo loholona efatra amby rôpolo ze nipetraka takeo amin'ny seza fendrianan-jareo takeo agnatrehan'Andriamanitra de nampekoka ny tenan-jareo. Nankazala an'Andriamanitra zareo. \v 17 Ozy izy reo: "Magnome fisôrana An'nao zahay, ry Tompo Andriamanitra Tsitoha, le amzao fotogna zao sy talô, satria naka ny herinao leibe enao ary nanomboka nanjaka. (Fanamarihana: Ny sasagny amin'reo dikan-teny talô de mivaky hoe: Ny mpanapaka ny daôly, le amin'zao fotôgna zao sy talô, ary le ho avy, fa ny dikan-teny amin'zao fotôgna tsy ôtran'izany.)
\v 16 Avy akeo reo loholona efatra amby rôpolo ze nipetraka takeo amin'ny seza fendrianan-jareo takeo agnatrehan'Andriamanitra de nampekoka ny tenan-jareo. Nankazala an'Andriamanitra zareo. \v 17 Ozy izy reo: "Magnome fisôrana An'nao zahay, ry Tompo Andriamanitra Tsitoha, le am-zao fotôgna zao sy talô, satria naka ny herinao leibe enao ary nanomboka nanjaka. (Fagnamarihana: Ny sasagny amreo dikan-teny talô de mivaky hoe: Ny mpanapaka ny daôly, le amin'zao fotôgna zao sy talô, ary le ho avy, fa ny dikan-teny amin'zao fotôgna tsy ôtran'izany.)