auto save
This commit is contained in:
parent
fe658d20af
commit
24d2273166
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 11 \v 12 \v 13 Nanagna ny voninahitr'Andriamanitra i Jerosalema, ary ny famirapiratany de ôtran'ny vato soa sarobidy, ôtran'ny vato kristalina jaspy madio. Nanagna rindrina avo gedabe niaraka tamin'ny vavahady roa ambefolo zany, niaraka tamin'ny anjely roa ambefolo takeo amin'reo vavahady. Takeo amin'reo vavahady no vôsoratra ny agnaran'reo foko roa ambefolon'ny zanak'Israely. Nisy vavahady telo antsinanana, vavahady telo takeo avaratra, vavahady telo takeo atsimo, ary vavahady telo takeo andrefana.
|
||||
\v 11 Nanagna ny voninahitr'Andriamanitra i Jerosalema, ary ny famirapiratany de ôtran'ny vato soa sarobidy, ôtran'ny vato kristalina jaspy madio. \v 12 Nanagna rindrina avo gedabe niaraka tamin'ny vavahady roa ambefolo zany, niaraka tamin'ny anjely roa ambefolo takeo amin'reo vavahady. Takeo amin'reo vavahady no vôsoratra ny agnaran'reo foko roa ambefolon'ny zanak'Israely. \v 13 Nisy vavahady telo antsinanana, vavahady telo takeo avaratra, vavahady telo takeo atsimo, ary vavahady telo takeo andrefana.
|
Loading…
Reference in New Issue