auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 21:43:00 +03:00 committed by root
parent ec3f308cfc
commit 241c4a08a1
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary nabôgnan'le anjely anà le onin'ny ragnon'ny fiaignana, madio salan'ny kristaly. Zany de mikoriana avy aigny amin'ny seza fendrianan'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry mamakivaky akeo ampovôn'ny lalan'ny tanàna. Ary ny andaniny rôy amin'ny ony de samby misy an'le kakazon'ny fiaignana, mamô karazagna vô rombefolo, ary zany de mamô ny
Ary nabôgnan'le anjely anà le onin'ny ragnon'ny fiaignana, madio salan'ny kristaly. Zany de mikoriana avy aigny amin'ny seza fendrianan'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry mamakivaky akeo ampovôn'ny lalan'ny tanàna. Ary ny andaniny rôy amin'ny ony de samby misy an'le kakazon'ny fiaignana, mamô karazagna vô rombefolo, ary zany de mamô ny vôny isam-bolana. Ny ravin'zany kakazo zany de natao hagnasitragna ny firenena daôly.

1
22/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ka tsisy tsony ny vôozogna. Ny seza fendrianan'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry de ho akao amin'ny tanàna, ary reo mpanompony de hanompo an'Azy. Hatazagna ny Endriny zareo, ary ny Agnarany de ho akeo amin'ny andrin-jareo. Ka tsisy alina tsony; zareo de tsy mila fazavan'ny jiro na ny masoandro tsony satria ny Tompo Andriamanitra no hazava akeo amin-jareo. Ary hanja