auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-10 15:23:45 +08:00 committed by root
parent 1a082f0a4c
commit 2175d75f94
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Tarignan'reo ra reo de nijery za, ary nisy ola maro be ze tsy tambo isaina avy tamin'ny firenena, foko, ola, ary fiteny rehetra nitsangana teo anatrean'ny seza fendriagnana sy teo anatrean'ny Zanak'ondry Nagnao akajo lava fotsy sy mitagna sampandrofia tegny amin'ny tagnan'jareo, \v 10 ary niantso mafy tamin'ny feo maery zareo nagnao hae: "Ny famonjegna de an'Andriamanitra ze mipetraka akeo ambonin'ny seza fendriagnana, sy an'ny Zanak'ondry!"
\v 9 Tarignan'reo ra reo de nijery za, ary nisy ôla betsaka be ze tsy vôisa avy tamin'ny firenena, foko, ôla, ary fiteny rehetra----- nitsangana takeo agnatrean'ny seza fendriagnana sy teo anatrean'ny Zanak'ondry Nagnao akajo lava fotsy sy mitagna sampandrofia tegny amin'ny tagnan'jareo, \v 10 ary niantso mafy tamin'ny feo maery zareo nagnao hae: "Ny famonjegna de an'Andriamanitra ze mipetraka akeo ambonin'ny seza fendriagnana, sy an'ny Zanak'ondry!"