auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-15 13:07:06 +08:00 committed by root
parent d9130875b5
commit 1d47cb875a
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary natazagna seza fiandrianana fotsy geda za sy le nipetraka teo amboniny. Ny tany sy ny lanitra de nilefa ny fagnatrehany, kanefa tsisy tôrana andehanan-jareo. Natazagna ny maty za - ny geda ary ny kely - nijoro teo anolôn'ny seza fiandrianana, ary novelarina 'reo boky. Ary nisy boky raika novelarina - Ny B
Ary natazagna seza fiandrianana fotsy geda za sy le nipetraka teo amboniny. Ny tany sy ny lanitra de nilefa ny fagnatrehany, kanefa tsisy tôrana andehanan-jareo. Natazagna ny maty za - ny geda ary ny kely - nijoro teo anolôn'ny seza fiandrianana, ary novelarina 'reo boky. Ary nisy boky raika novelarina - Ny Bokin'ny fiaignana. Ny maty de notsaraina araka ze vosoratra tao amin'reo boky, araka reo asany.

1
20/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ny ranomasina namôka ny maty ze tao agnatiny. Ny fahafatesana sy reo fiaigna-tsy hita de namôka ny maty ze takao amin-jareo, ary ny maty de notsaraina araka ny ra nataony. Ny fahafatesana sy ny fiaignan-tsy