auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-12 06:59:53 +08:00 committed by root
parent 756feb6f00
commit 1b5a1867d4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 \v 24 \v 25 Ny tanàna de tsy nila masoandro na volana mba hamirapiratra amin'zany satria ny voninahitr'Andriamanitra de namirapiratra tamin'zany, ary ny Zanak'ondry no jiron'zany. Hande amin'ny fahazavan'zany tanàna zany reo firenena. Reo mpanjakan'ny tany de hitondra ny fatsaran'izy reo ho akao amin'zany. (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy talô sasany de mivaky hoe: "Reo firenena ze vôvonjy de hande amin'ny fazavan'zany tanàna zany.") Tsy hidy reo vavahadin'zany mandritry ny andro, ary tsisy alina aigny.
\v 23 Ny tanàna de tsy nila masoandro na volana mba hamirapiratra amin'zany satria ny voninahitr'Andriamanitra de namirapiratra tamin'zany, ary ny Zanak'ondry no jiron'zany.\v 24 Hande amin'ny fahazavan'zany tanàna zany reo firenena. Reo mpanjakan'ny tany de hitondra ny fatsaran'izy reo ho akao amin'zany. (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy talô sasany de mivaky hoe: "Reo firenena ze vôvonjy de hande amin'ny fazavan'zany tanàna zany.") \v 25 Tsy hidy reo vavahadin'zany mandritry ny andro, ary tsisy alina aigny.