auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-23 08:15:05 +08:00 committed by root
parent 31f38567cb
commit 18f4acffd5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Natazagna ny bibi-dia sy reo mpanjakan'ny tany niaraka tamin'ny tafik'izy reo za. Niangona zareo mba hiady amin'ny raika ze nitikina sôvaly sy amin'ny tafi
Natazagna ny bibi-dia sy reo mpanjakan'ny tany niaraka tamin'ny tafik'izy reo za. Niangona zareo mba hiady amin'ny raika ze nitikina sôvaly sy amin'ny tafigny. Vôsambotra le bibi-dia ary niaraka taminy ny mpaminagny sandoka ze nagnano reo famantarana takeo agnatrehany. Tamin'reo famantarana ireo no namitahany reo ze nandray ny mariky ny bibi-dia sy reo ze nanompo