auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-23 08:15:05 +08:00 committed by root
parent e3994880bc
commit 14e4a2aa8c
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Reo tafiky ny lagnitra de nagnaraka an'azy tamin'ny sôvaly fotsy, mekanjo lamba rongony fotsy sy madio. Avy akao amin'ny vavany no mivôka ny sabatra maragnitra ze amin'izany no hamelezany reo firenena, ary hanapaka an'jareo amin'ny tehina vy izy. Magnitsaka akao amin'ny famiazan'ny fahavigniran'ny fahatezeran'Andriamanitra Tsitoha izy. Managna agnarana vô
Reo tafiky ny lagnitra de nagnaraka an'azy tamin'ny sôvaly fotsy, mekanjo lamba rongony fotsy sy madio. Avy akao amin'ny vavany no mivôka ny sabatra maragnitra ze amin'izany no hamelezany reo firenena, ary hanapaka an'jareo amin'ny tehina vy izy. Magnitsaka akao amin'ny famiazan'ny fahavigniran'ny fahatezeran'Andriamanitra Tsitoha izy. Managna agnarana vôsoratra akeo amin'ny akanjo lavany akeo amin'ny feny izy hoe: "Mpanjakan'reo mpanjaka sy Tompon'reo tompo."

1
19/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Natazagna anjely nitsangana takeo amin'ny masoandro za. Nagnantso tamin'ny feo mahery reo vorogna manidina ambony