auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-10 15:23:45 +08:00 committed by root
parent 9126eccf43
commit 12993fb722
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Nampagneno ny trompetrany ny anjely fadimy. Naita kintana avy any an-danitra za ze potraka aty amin'ny tany Le kintana no nomena ny fanalaidin'le lavaka tsy hita noanoa\v 2 Nosokafany le lavaka tsy hita noanoa, ay niakatra ny setroka nivoka avy tao amin'le lavaka otrany setroka avy amin'ny laforo ngeza Nivadika maloka ny masoandro sy ny rivotra nony setroka nivoka tao an-davaka
\v 1 Nampagneno ny trompetrany ny anjely fadimy. Naita kintana avy any an-danitra za ze potraka taty amin'ny tany. Le kintana no namegna ny fanalaidin'le lavaka tsy hita noanoa. \v 2Nosokafany le lavaka tsy hita noanoa, ary niakatra ny setroka nivôka avy takao amin'le lavaka ôtrany setroka avy amin'ny laforo ngeza. Nivadika maloka ny masoandro sy ny rivotra nony setroka nivôka tao an-davaka