auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-16 19:54:16 +08:00 committed by root
parent 6a30ceee03
commit 0e192ac9f6
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Amin'zany ora zany de hisy horohoron-tany mafy, ary hirodana ny ampahafolon'ny tanàna. Fito arivo ny ôla ho faty amin'le horohoron-tany, ary ho raiki-taotra reo ôla sisa tsy maty ary hagnome voninahitra an'A
Amin'zany ora zany de hisy horohoron-tany mafy, ary hirodana ny ampahafolon'ny tanàna. Fito arivo ny ôla ho faty amin'le horohoron-tany, ary ho raiki-taotra reo ôla sisa tsy maty ary hagnome voninahitra an'Andriamanitra ny lagnitra. Lasa ny loza faroa. Indro! tonga faingana ny loza fatelo.

1
11/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avy akeo de nampaneno ny trompetrany ny anjely fafito, ary nisy feo mafy nitare tany an-dagnitra nagnano hoe: "Ho lasa fanjakan'ny Tompontsika sy ny Kristiny