auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-03 10:09:39 +03:00 committed by root
parent a93dce31a3
commit 0db4d5017e
4 changed files with 4 additions and 0 deletions

1
04/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 \v 5 Nisy seza fiandrianana efatra amby rôpolo nagnodidigna le seza fiandrianana, ary lôholona efatra amby rôpolo no nipetraka takeo ambonin'reo seza fiandrianana, niankanjo fotsy, niaraka tamin'ny satro-boninahitra voalmena teigny amin'ny lôhan-jareo. Avy tam'le seza fiandrianana no nisy tsela-pahazavana, kotroka, ary kotro-baratra. Nisy jiro fito niretra takeo agnolôn'ny seza fiandrianana, jiro ze fanahy fiton'Andriamanitra.

1
04/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Takeo alôhan'ny seza fiandrianana de nisy ranomasina fitaratra, salan'ny kristaly. Reo ra managn'aigna efatra de takeo ambpovôn'ny seza fiandrianana sy nagnodidina an'zany, feno maso, takeo agnolôny sy takao an-dakambosiny.

1
04/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Le ra managn'aigna vôlôny de salan'ny liona, le ra managn'aigna faharôa salan'ny zanak'omby, le ra managn'aigna fatelo de miendrika ôla, ary le ra managn'aigna faefatra salan'ny voro-mahery magnembana. Reo ra managn'aigna efatra de samy managna embagna enina avy, feno maso ny ambony sy ambany. Andro sy alina zareo de tsy mitsahatra miteny hoe: "Masina, masina, masina le Tompo Andriamanitra Tsitoha ze nisy, sy misy, ary mbôla ho avy."

1
04/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Na vena na vena reo ra managn'aigna de hanome voninahitra, laza, ary fisaorana an'le raika ze mipetraka akeo amin'ny seza fiandrianana, le raika ze velona mandrakizay doria, reo lôholona efatra amby rôpolo de nampiankotra ny tegnan'jareo akeo agnolôn'le raika ze mipetraa akeo amin'ny seza fiandrianana. Miankotra akeo am'le raika ze velona mandrakizay doria zareo, ary nanipy ny satro-boninatra an-jareo takeo agnolôn'ny seza fiandrianana, miteny hoe: "Mendrika Anao, ry Tomponay sy Andriamanitray, handray ny voninatra sy ny laza ary ny hery. Fa Anao no namorona ny ra daôly, avy tamin'ny alalan'ny sitraponao, de nisy zareo ary nohariana."