From 0d7bdb058aca54c62115f6725d735cf61da54c7b Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 6 Feb 2020 16:02:14 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 13/01.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/13/01.txt b/13/01.txt index 020e750..45decd1 100644 --- a/13/01.txt +++ b/13/01.txt @@ -1 +1 @@ -Ary natazagna bibidia za niakatra avy tam'ranomasina. Nanagna tandroka folo zany ary lô fito. Takeo am'tandrogny de nisy diadema folo,avy takeo am'lôny de nisy anganarana fitenenan-dratsy avy. Le bibidia ze tazako de salan'ny leoparda. Ny tongony de salan'ny tongotra bera, ary ny vavany de salan'ny vavan'ny liona. Ilay dragona nagnome anazy ny heriny, ny seza \ No newline at end of file +Ary natazagna bibidia za niakatra avy tam'ranomasina. Nanagna tandroka folo zany ary lô fito. Takeo am'tandrogny de nisy diadema folo,avy takeo am'lôny de nisy anganarana fitenenan-dratsy avy. Le bibidia ze tazako de salan'ny leoparda. Ny tongony de salan'ny tongotra bera, ary ny vavany de salan'ny vavan'ny liona. Ilay dragona nagnome anazy ny heriny, ny seza fandrianany, ary ny fahefany leibe hanapaka \ No newline at end of file