auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-26 20:28:26 +03:00 committed by root
parent 94f20ac16a
commit 095ff51527
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nisy anjely hafa nibôgna avy takao an-tempoly taigny an-dagnitra; nanagna antsy meloka maranitra iany kô izy. Mbôla nisy anjely hafa kô nibôgna ny alitara fanrorôna dintin-kazo magnitra, ze nanagna faefana amin'ny afo. Nagnantso tamin'ny feo mahery an'reo ze nanagna antsy meloka fandidena maranitra izy hoe: "Raiso ny fandidenao maranitra ary atangorono reo sampam-bôloboka avy ami'ny vôloboky ny tany, fa reo vôloboka de efa masaka am'zao."
\v 17 \v 18 Nisy anjely hafa nibôgna avy takao an-tempoly taigny an-dagnitra; nanagna antsy meloka maranitra iany kô izy. Mbôla nisy anjely hafa kô nibôgna ny alitara fanrorôna dintin-kazo magnitra, ze nanagna faefana amin'ny afo. Nagnantso tamin'ny feo mahery an'reo ze nanagna antsy meloka fandidena maranitra izy hoe: "Raiso ny fandidenao maranitra ary atangorono reo sampam-bôloboka avy ami'ny vôloboky ny tany, fa reo vôloboka de efa masaka am'zao."

View File

@ -1 +1 @@
Nampandroso ny fandideny tamin'ny tany le anjely ary nandrôka ny vokatry ny vôloboky ny tany. Natsipiny takao agnaty famiazam-bôloboka gedabe misy ny fasosen'Andriamanitra zany. Ny famiazam-bôloboka de nikitsana taigny avelan'ny tanàna, ary ny rà de niraraka avy takao amin'zany ka tonga hatraigny amin'ny haambon'ny lamboridin'tsoavaly, ze 1 600 stadio.
\v 19 \v 20 Nampandroso ny fandideny tamin'ny tany le anjely ary nandrôka ny vokatry ny vôloboky ny tany. Natsipiny takao agnaty famiazam-bôloboka gedabe misy ny fasosen'Andriamanitra zany. Ny famiazam-bôloboka de nikitsana taigny avelan'ny tanàna, ary ny rà de niraraka avy takao amin'zany ka tonga hatraigny amin'ny haambon'ny lamboridin'tsoavaly, ze 1 600 stadio.