auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-10 15:23:45 +08:00 committed by root
parent 02ad479b50
commit 08315d13dd
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Nitsoka ny trompetrany le anjely faroa, ary nisy rà ôtrany tanety ngeza niretr'afo natsipy teigny an'dranomasina. Lasa rà ny ampatelon'ny ranomasina,\v 9 maty ny ampatelon'ny ra-manan'aina akao an-dranomasina, ary rava ny ampatelon'reo sambo.
\v 8 Nitsoka ny trompetrany an'le anjely faroa, ary nisy rà ôtrany tanety ngeza niretr'afo natsipy teigny an'dranomasina. Lasa rà ny ampatelon'ny ranomasina,\v 9 maty ny ampatelon'ny ra-manan'aina akao an-dranomasina, ary rava ny ampatelon'reo sambo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Nitsoka ny trompetrany le anjely fatelo, ary nidy kintana ngeza nilatsaka avy any an-danitra, miretra otrany fanilo, tamin'ny ampatelon'reo ony sy loarano \v 11 Ra-mangidy no agnaran'le kintana Lasa nangidy ny ampatelon'le rano, ary ola maro no maty tamin'le rano ze lasa nagidy
\v 10 Nitsoka ny trompetrany an'le anjely fatelo, ary nidy kintana ngeza nilatsaka avy any an-danitra, miretra otrany fanilo, tamin'ny ampatelon'reo ony sy loarano \v 11 Ra-mangidy no agnaran'le kintana Lasa nangidy ny ampatelon'le rano, ary ola maro no maty tamin'le rano ze lasa nagidy