auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-14 07:22:21 +03:00 committed by root
parent 1638896efc
commit 0517cc790d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Indro, Reo ze an'ny synagogan'ny Satana, reo ze milaza fa Jiosy zareo nefa tsy izy; fa mandainga kosa zareo. Hataoko tonga ka hiankotra akeo an-tongotrao zareo, ary ho avy zareo mbô hafantatra fa nitia an'nareo Zà. Satria efa nitandrina ny didiko tamin'ny faretana anareo, de hiaro
Indro, Reo ze an'ny synagogan'ny Satana, reo ze milaza fa Jiosy zareo nefa tsy izy; fa mandainga kosa zareo. Hataoko tonga ka hiankotra akeo an-tongotrao zareo, ary ho avy zareo mbô hafantatra fa nitia an'nareo Zà. Satria efa nitandrina ny didiko tamin'ny faretana anareo, de hiaro an'nareo amin'ny andro fitsapana ze efa ho avy am'zao tontolo zao daôly iany kô Za,