From 04e58bf243a7caf457832610ed929368bf7a6007 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Wed, 15 Apr 2020 13:44:06 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 03/21.txt | 2 +- 10/01.txt | 2 +- 10/03.txt | 2 +- 10/05.txt | 2 +- 12/01.txt | 2 +- 12/03.txt | 2 +- 12/07.txt | 2 +- 12/10.txt | 2 +- 12/11.txt | 2 +- 12/13.txt | 2 +- 12/15.txt | 2 +- 14/01.txt | 2 +- 14/03.txt | 2 +- 13 files changed, 13 insertions(+), 13 deletions(-) diff --git a/03/21.txt b/03/21.txt index 0cc01d7..cdd4cc2 100644 --- a/03/21.txt +++ b/03/21.txt @@ -1 +1 @@ -Le raika ze mandresy, hatolotro an'azy ny zo hipetraka miaraka aminà akeo amin'ny seza fiandrianako, salan'ny nandreseko kô ka nipetrako niaraka tamin'ny Raiko takeo amin'ny seza fiandrianany. Ôka ze manan-tsofina hitaino ze lazain'ny Fanahy am'reo fiangonana."" \ No newline at end of file +\v 21 \v 22 Le raika ze mandresy, hatolotro an'azy ny zo hipetraka miaraka aminà akeo amin'ny seza fiandrianako, salan'ny nandreseko kô ka nipetrako niaraka tamin'ny Raiko takeo amin'ny seza fiandrianany. Ôka ze manan-tsofina hitaino ze lazain'ny Fanahy am'reo fiangonana."" \ No newline at end of file diff --git a/10/01.txt b/10/01.txt index 805b67b..b722ab0 100644 --- a/10/01.txt +++ b/10/01.txt @@ -1 +1 @@ -Avy takeo za de natazagna anjely mahery hafa kô nidina avy an-dagnitra. Takao agnaty rondro izy, ary nisy fangala baragna takeo ambonin'ny lôhany. Ny tareny de ôtran'ny masandro ary ny tongony de salan'ny andry afo. Mitàna horognan-taratasy kely mivelatra amin'ny tagnany izy, ary mametraka ny tongony ankavanana amin'ny ranomasina ary ny tongony ankavia amin'ny tany. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 Avy takeo za de natazagna anjely mahery hafa kô nidina avy an-dagnitra. Takao agnaty rondro izy, ary nisy fangala baragna takeo ambonin'ny lôhany. Ny tareny de ôtran'ny masandro ary ny tongony de salan'ny andry afo. Mitàna horognan-taratasy kely mivelatra amin'ny tagnany izy, ary mametraka ny tongony ankavanana amin'ny ranomasina ary ny tongony ankavia amin'ny tany. \ No newline at end of file diff --git a/10/03.txt b/10/03.txt index 7efd0b3..af00eb0 100644 --- a/10/03.txt +++ b/10/03.txt @@ -1 +1 @@ -Avy akeo izy de nihaika tamin'ny feo mafy salan'ny fitreron'ny liona. Rafa nihaika izy, de nikotroka mafy tamin'ny feony ny kotroka fito. Rafa nikotroka ny kotroka fito, de takeo andalam-pagnoratana za, fa naregny feo avy taigny an-dagnitra za nitare hoe: "Tano ny tsiambaratelo ze nolazain'ny kotroka fito. Aza soratana zany." \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 Avy akeo izy de nihaika tamin'ny feo mafy salan'ny fitreron'ny liona. Rafa nihaika izy, de nikotroka mafy tamin'ny feony ny kotroka fito. Rafa nikotroka ny kotroka fito, de takeo andalam-pagnoratana za, fa naregny feo avy taigny an-dagnitra za nitare hoe: "Tano ny tsiambaratelo ze nolazain'ny kotroka fito. Aza soratana zany." \ No newline at end of file diff --git a/10/05.txt b/10/05.txt index 30ebb4b..cc821e9 100644 --- a/10/05.txt +++ b/10/05.txt @@ -1 +1 @@ -Avy akeo le anjely hitako nitsangana takeo ambony ranomasina sy takeo amin'ny tany, nanandratra ny tagnany ankavanana taigny an-dagnitra. Izy nifagneky tam'le raika ze velona mandrakizay doria, ze namorona ny lagnitra sy ze daôly agnatin'zany, ny tany sy ze ra daôly akao agnatin'zany, ary ny ranomasina sy ze ra daôly agnatin'zany, ary le anjely nitare hoe: "Tsisy fandiniasana tsony. Fa amin'ny andro raika rafa maneno ny tropetran'ny anjely fafito de ho tanteraka ny misterin'Andriamanitra, salan'ny nagnambarany tam'reo mpaminagny mpanompony." \ No newline at end of file +\v 5 \v 6 \v 7 Avy akeo le anjely hitako nitsangana takeo ambony ranomasina sy takeo amin'ny tany, nanandratra ny tagnany ankavanana taigny an-dagnitra. Izy nifagneky tam'le raika ze velona mandrakizay doria, ze namorona ny lagnitra sy ze daôly agnatin'zany, ny tany sy ze ra daôly akao agnatin'zany, ary ny ranomasina sy ze ra daôly agnatin'zany, ary le anjely nitare hoe: "Tsisy fandiniasana tsony. Fa amin'ny andro raika rafa maneno ny tropetran'ny anjely fafito de ho tanteraka ny misterin'Andriamanitra, salan'ny nagnambarany tam'reo mpaminagny mpanompony." \ No newline at end of file diff --git a/12/01.txt b/12/01.txt index 6fda2f2..ea9b1f9 100644 --- a/12/01.txt +++ b/12/01.txt @@ -1 +1 @@ -Famantaragna gedabe no tazagna taigny an'dagnitra: vevavy nitafy ny masoandro, ary ny volana takeo ambanin'ny tongony, ary satro-boninahitra vita tamin'ny kintana rombefolo no takeo amin'ny lôny. Bevoka izy, ary nihaika mafy f'efa ho teraka, akao agnatin'ny fihetsen-jaza. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 Famantaragna gedabe no tazagna taigny an'dagnitra: vevavy nitafy ny masoandro, ary ny volana takeo ambanin'ny tongony, ary satro-boninahitra vita tamin'ny kintana rombefolo no takeo amin'ny lôny. Bevoka izy, ary nihaika mafy f'efa ho teraka, akao agnatin'ny fihetsen-jaza. \ No newline at end of file diff --git a/12/03.txt b/12/03.txt index a2de67b..85f4534 100644 --- a/12/03.txt +++ b/12/03.txt @@ -1 +1 @@ -Avy akeo nisy famantaragna hafa nibôgna taigny an-dagnitra: Indro! Nisy dragona mena gedabe ze nanagna lô fito sy tandroka folo, ary nisy satro-boninahitra fito takeo am'reo lôny. Ny rambony de nifôka ny ampatelon'ny kintana taigny an-dagnitra sady nanipy an-jareo taigny amin'ny tany. Le dragona nitsangana takeo agnolôn'le vevavy ze efa ho teraka, fa rafa teraka izy, de ande handrapaka ny zanany izy. \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 Avy akeo nisy famantaragna hafa nibôgna taigny an-dagnitra: Indro! Nisy dragona mena gedabe ze nanagna lô fito sy tandroka folo, ary nisy satro-boninahitra fito takeo am'reo lôny. Ny rambony de nifôka ny ampatelon'ny kintana taigny an-dagnitra sady nanipy an-jareo taigny amin'ny tany. Le dragona nitsangana takeo agnolôn'le vevavy ze efa ho teraka, fa rafa teraka izy, de ande handrapaka ny zanany izy. \ No newline at end of file diff --git a/12/07.txt b/12/07.txt index 863c616..91cd976 100644 --- a/12/07.txt +++ b/12/07.txt @@ -1 +1 @@ -Ary nisy ady taigny an-dagnitra. Mikaela sy reo anjeliny de niady tam'le dragona; ary le dragona sy ny anjeliny de namaly ny ady. Fa tsy de natanjaka le dragona ka tsy naresy. Ka tsisy tôrana ho an'azy sy reo anjeliny tsony taigny an-dagnitra. Le dragona gedabe - ze menaragna talô nantsovina hoe devoly na Satana, le namitaka an'zao tontolo zao - de natsipy taigny ambonin'ny tany, ary reo anjeliny de natsipy niaraka tamin'azy. \ No newline at end of file +\v 7 \v 8 \v 9 Ary nisy ady taigny an-dagnitra. Mikaela sy reo anjeliny de niady tam'le dragona; ary le dragona sy ny anjeliny de namaly ny ady. Fa tsy de natanjaka le dragona ka tsy naresy. Ka tsisy tôrana ho an'azy sy reo anjeliny tsony taigny an-dagnitra. Le dragona gedabe - ze menaragna talô nantsovina hoe devoly na Satana, le namitaka an'zao tontolo zao - de natsipy taigny ambonin'ny tany, ary reo anjeliny de natsipy niaraka tamin'azy. \ No newline at end of file diff --git a/12/10.txt b/12/10.txt index 251ceb1..8eff299 100644 --- a/12/10.txt +++ b/12/10.txt @@ -1 +1 @@ -Avy akeo naregny feo mafy avy aigny an-dagnitra za: "Am'zao fotôna zao de tonga ny famonjena, ny hery, ny fanjakan'Andriamanitsika ary ny fahefan'i Kristiny. Fa ny mpiampanga ny rahalatsika de natsipy taigny ambany, le raika ze miampanga an-jareo magnalin'andro akeo agnatrehan'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 10 Avy akeo naregny feo mafy avy aigny an-dagnitra za: "Am'zao fotôna zao de tonga ny famonjena, ny hery, ny fanjakan'Andriamanitsika ary ny fahefan'i Kristiny. Fa ny mpiampanga ny rahalatsika de natsipy taigny ambany, le raika ze miampanga an-jareo magnalin'andro akeo agnatrehan'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/12/11.txt b/12/11.txt index 1b541de..74a30a4 100644 --- a/12/11.txt +++ b/12/11.txt @@ -1 +1 @@ -Zareo de naresy an'azy tamin'ny ràn'ny Zanak'ondry sy tamin'ny teny fitsanganan-jareo vavolombelona, fa tsy nankamamy ny fiainany tsony zareo na de ho faty aza. Noho zany, mifale, anareo ry lagnitra, sy ze daôly mipetraka akao amin'azy. Fa mitandrema ny amin'ny tany sy ny ranomasina satria ny devoly de nidigna taigny aminareo. Feno fasosena izy, satria fantany fa fotôna fohy sisa no hanagnany. \ No newline at end of file +\v 11 \v 12 Zareo de naresy an'azy tamin'ny ràn'ny Zanak'ondry sy tamin'ny teny fitsanganan-jareo vavolombelona, fa tsy nankamamy ny fiainany tsony zareo na de ho faty aza. Noho zany, mifale, anareo ry lagnitra, sy ze daôly mipetraka akao amin'azy. Fa mitandrema ny amin'ny tany sy ny ranomasina satria ny devoly de nidigna taigny aminareo. Feno fasosena izy, satria fantany fa fotôna fohy sisa no hanagnany. \ No newline at end of file diff --git a/12/13.txt b/12/13.txt index 48cd79a..53c7d87 100644 --- a/12/13.txt +++ b/12/13.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa nafantatra le dragona fa nazera tamin'ny tany izy, de nanenjika an'le vevavy niteraka zazala izy. Fa le vevavy de namena elatra rôy an'ny voromahery gedabe, ka de afaka nagnembana nankaigny am'le tôrana nokarakaraina ho an'azy taigny an'efitra. Io le tôrana hitsinjovana an'azy, mandritran'ny telo tôna sy tapany - mbô tsy ho hitan'le menaragna. \ No newline at end of file +\v 13 \v 14 Rafa nafantatra le dragona fa nazera tamin'ny tany izy, de nanenjika an'le vevavy niteraka zazala izy. Fa le vevavy de namena elatra rôy an'ny voromahery gedabe, ka de afaka nagnembana nankaigny am'le tôrana nokarakaraina ho an'azy taigny an'efitra. Io le tôrana hitsinjovana an'azy, mandritran'ny telo tôna sy tapany - mbô tsy ho hitan'le menaragna. \ No newline at end of file diff --git a/12/15.txt b/12/15.txt index 1ca0124..b12672d 100644 --- a/12/15.txt +++ b/12/15.txt @@ -1 +1 @@ -Namôka rano salan'ny renirano tamin'ny vavany le menaragna, ze handrôka an-dravevavy. Fa ny tany nanampy an-dravevavy. Nosokafan'ny tany ny vavany ary de nateliny ny rika ze navôkan'ny vavan'le dragona. Ary sosy tamin'dravevavy le dragona ka nande ary namoron'ady tamin'ny ambin'reo taranany, ze nankato ny didin'Andriamanitra ary mitàna ny fijoroana vavolombelona momba an'i Jesosy. Avy akeo nitsangana takeo ambonin'ny fasiky ny ranomasina le dragona. \ No newline at end of file +\v 15 \v 16 \v 17 \v 18 Namôka rano salan'ny renirano tamin'ny vavany le menaragna, ze handrôka an-dravevavy. Fa ny tany nanampy an-dravevavy. Nosokafan'ny tany ny vavany ary de nateliny ny rika ze navôkan'ny vavan'le dragona. Ary sosy tamin'dravevavy le dragona ka nande ary namoron'ady tamin'ny ambin'reo taranany, ze nankato ny didin'Andriamanitra ary mitàna ny fijoroana vavolombelona momba an'i Jesosy. Avy akeo nitsangana takeo ambonin'ny fasiky ny ranomasina le dragona. \ No newline at end of file diff --git a/14/01.txt b/14/01.txt index 055d25b..ca4c1b5 100644 --- a/14/01.txt +++ b/14/01.txt @@ -1 +1 @@ -Nijery za ary natazagna ny Zanak'ondry nitsangana takeo amin'ny tendromboitra Ziona. Niaraka tamin'azy reo 144 000 ze nanagna ny agnarany sy ny agnaran'ny Ray vôsoratra akeo amin'ny tapikandrign-jareo. Naregny feo avy aigny an-dagnitra ôtran'ny firodorodon'ny ranobe sy kotroka mafy za. Ny feo reginko iany kô de salan'ny mpitendry lokanga mitendry ny lokangany. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 Nijery za ary natazagna ny Zanak'ondry nitsangana takeo amin'ny tendromboitra Ziona. Niaraka tamin'azy reo 144 000 ze nanagna ny agnarany sy ny agnaran'ny Ray vôsoratra akeo amin'ny tapikandrign-jareo. Naregny feo avy aigny an-dagnitra ôtran'ny firodorodon'ny ranobe sy kotroka mafy za. Ny feo reginko iany kô de salan'ny mpitendry lokanga mitendry ny lokangany. \ No newline at end of file diff --git a/14/03.txt b/14/03.txt index 1288461..0c7a1b8 100644 --- a/14/03.txt +++ b/14/03.txt @@ -1 +1 @@ -Nihira hira vaovao takeo agnoloan'ny seza fendrianana sy takeo agnoloan'reo ra managn'aigna efatra sy reo lo'ôla zareo. Tsisy n'iza n'iza afaka nianatra ny hira afa tsy reo 144 000 ze novidiana avy taketo an-tany iany. Reo de ôla ze tsy nandoto ny tegnan-jareo tamim-bevavy, fa nitana ny tegnany ho madio ara-nofo zareo. Zany de ze magnaraka ny Zanak'ondry n'aiza n'aiza andeanany. Izy regny de novidina avy tamin'ôlombelona salan'ny vôlom-bokatra ho an'Andriamanitra sy ho an'ny Zanak'ondry. Tsisy lainga hita takeo amin'ny molotry zareo, tsy managn-tsiny zareo. [Fanamarihana: Ny dikan-teny sasagny manampy hoe: "Takeo agnoloan'ny seza fendrianan'Andriamanitra"] \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 \v 5 Nihira hira vaovao takeo agnoloan'ny seza fendrianana sy takeo agnoloan'reo ra managn'aigna efatra sy reo lo'ôla zareo. Tsisy n'iza n'iza afaka nianatra ny hira afa tsy reo 144 000 ze novidiana avy taketo an-tany iany. Reo de ôla ze tsy nandoto ny tegnan-jareo tamim-bevavy, fa nitana ny tegnany ho madio ara-nofo zareo. Zany de ze magnaraka ny Zanak'ondry n'aiza n'aiza andeanany. Izy regny de novidina avy tamin'ôlombelona salan'ny vôlom-bokatra ho an'Andriamanitra sy ho an'ny Zanak'ondry. Tsisy lainga hita takeo amin'ny molotry zareo, tsy managn-tsiny zareo. [Fanamarihana: Ny dikan-teny sasagny manampy hoe: "Takeo agnoloan'ny seza fendrianan'Andriamanitra"] \ No newline at end of file