2020-03-25 14:00:29 +00:00
|
|
|
Avy takeo za de natazagna anjely mahery hafa kô nidina avy an-dagnitra. Takao agnaty rondro izy, ary nisy fangala baragna takeo ambonin'ny lôhany. Ny tareny de ôtran'ny masandro ary ny tongony de salan'ny andry afo. Mitàna horognan-taratasy kely mivelatra amin'ny tagnany izy, ary mametraka ny tongony ankavanana amin'ny ranomasina ary ny tongony ankavia amin'ny tany.
|