plt-x-sihanaka_rev_text_reg/11/01.txt

1 line
325 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-26 22:53:56 +00:00
\v 1 Namena volotara mba ampesaina ôtran'ny tehina za. Nolazaina taminà hoe: "Mitsangàna ary refeso ny tempolin'Andrimanitra sy ny alitara, ary reo ze mivavaka akao. \v 2 Fa aza refesina ny kianja akeo avelan'ny tempoly, fa namena an'reo Jentilisa izany. Hagnitsaka ny tanàna masina mandritry ny rombefolo volana izy reo.