plt-x-sihanaka_rev_text_reg/18/09.txt

1 line
340 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-26 17:28:45 +00:00
Reo mpanjakan'ny tany ze nijangajanga sy nande tsy am-piheverana niaraka tamin'azy de hitomany ary hiankotra akeo agnatreny rafa hatazagna ny setroky ny famaizany zareo. Hitsangana lavitra zareo, hatatra ny fijaleny, hitare hoe: "Loza, loza ho an'le tanàna gedabe, Babylona, le tanàna mahery, fa amin'ny ora raika de ho avy ny sazinareo."